tkg_mat_text_reg/11/25.txt

1 line
516 B
Plaintext

\v 25 Tam'izà fotoa zà Jesosy mizaka hoe: ''Midera Anal Iaho, Ray Tomponè lagnitry sy gne tany, satria Enao gne nagnasitriky ireo raha ireo tamigne hendry sy gne mahalala, ary nagnambara ireo tamindreo tsy mahalala, akoigne zaza madiniky. \v 26 Eka, ry Ray, satria izà da nahafinaritry teo amigne masonao. \v 27 Gne raha napetraky taminaha aby da avy amè Raiko; ary tsy misy mahafantatry gne Zanaka afa-tsy gne Ray ary tsy misy mahafantatry gne Ry afa-tsy gne Zanaky, sy izay fidinè Zanaky agnambarà Anazy.