tkg_mat_text_reg/11/20.txt

1 line
425 B
Plaintext

\v 20 Avy eo Jesosy nanomboky nizaka mafy ireo tanà izay nagnanoany gn'ankamaroany gn'asany mahagaga, satria tsy nibebaky indreo. \v 21 ''Loza ho anareo, ry Korazina! Loza ho anareo, ry Betsaida! Raha nany tagny Tyra sy Sidona ireo asa mahagaga izay nany taminareo tetoa, da efa ela nibebaky tamigne lamba fisaora sy lakevo indreo. \v 22 Nefa ho moramora kokoa gnan'ny Tyra sy Sidona amign'andronè fitsara miotry gn'anareo.