tkg_mat_text_reg/11/09.txt

1 line
245 B
Plaintext

\v 9 Nefa agnety ino gne nizotsoanareo mpaminany? Eka, mizaka aminareo Iaho, ary mihotry lavitry nohony gne mpaminany . \v 10 Izy gne voasoratry hoe: ' Iteo, magniraky gne irako alohany gne tarehinao Iaho, izay agnoma gne làlanareo alohanareo.'