tkg_mat_text_reg/11/01.txt

1 line
346 B
Plaintext

\v 1 Ary rehefa nampianatry gne mpianatriny Roy ambiny folo Jesosy, da hiala avy teo Izy nampianatry sy history agny amigne tanàndreo. \v 2 Ary rehefa ren'i Jaona tao am-ponja gne momba an'ireo asan'i Kristy, da nandefa hafatry tamign'alalan'ireo mpianatriny izy \v 3 ka nizaka hoe: ''Enao me gne raiky izay ho avy, sa tokony hitadia hafa iahay.