tkg_mat_text_reg/09/32.txt

1 line
343 B
Plaintext

\v 32 Ary rehefa nandeha izy roy lahy, da igny, nisy lelahy moa nipetrahanè devoly nindesy tam'i Jesosy. \v 33 Ary rehefa nala gne devoly, da nizaka ilay lehilahy moa. Gaga gne vahoky ka nizaka hoe: ''Tsy mbola fahita hatr'izay tam'Isiraely izao!'' \v 34 Fa hoy ireo Fariseo hoe: ''Tamignè fanapahan'ireo devoly, gne namoahamy ireo devoly.''