tkg_mat_text_reg/13/24.txt

1 line
372 B
Plaintext

\v 24 Nahare fagnohara hafa tamindreo Jesosy. Hoy Izy hoe: "Gne fanjakane lagnitry da akoigne lelahy raiky izay namafy voany tsara tao amigne horaky. \v 25 Fa raha natory igny gn'olo, da avy gne fahavalony ary namafy voan'ahabazà evakoa izy tao amigne variny ary nandeha. \v 26 Rehefa nitsiry ireo vary ary avy eo namokatry voany, da nitsiry evakoa ireo voan'ahabazà.