tkg_mat_text_reg/10/37.txt

1 line
352 B
Plaintext

\v 37 Gne tia kokoa gne ray na gne reny mihotry Enaha da tsy mendriky Enaha; ary izay tia kokoa gne zanaka lalehy na zanaky viavy mihotry Enaha da tsy mendiky Enaha. \v 38 Izay mandray gne hazofizaliany ka magnaraky Enana da tsy mendry Enaha.\v 39 Izay mamonjy gn'ainy da hahavery izà. Fa izay mahavery gn'ainy noho ny gn'avy aminaha da hahita izà.