tkg_mat_text_reg/04/14.txt

1 line
389 B
Plaintext

\v 14 Izà gne nitranga mba ho hahatantareky izay nambaran'Isaia mpaminany hoe: \v 15 ''Ny tanin'i Zebolona sy gne tanin'i Nftaly, megnagny migne ranomasina, agny an-dafin'i Jordana, Galilia an'ireo Jentilisa! \v 16 Gn'olo nipetraky tamigne mizy da nahita fahazava zakabe, ary ireo izay nipetraky tamignènfaritry sy gn'alotry gne fahafatesa, da teo amindreo gne noiboda ny gne fahazava.''