tkg_mat_text_reg/12/48.txt

1 line
343 B
Plaintext

\v 48 Fa namaly Jesoso ary nizaka tam'ilay nizaka Anazy hoe: '' Ia gne reniko ary ia gne rahalahiko?'' \v 49 Avy eo natariny tam'ireo mpianatriny gne tagnany ary nizaka hoe: ''Iteo, itoa gne reniko sy gne rahalako! \v 50 Fa izay magnao gne sitraponè Raiko izay agny an-dagnitry, da izà olo izà gne rahalako, sy gn'anabaviko, ary iendriko.