tkg_mat_text_reg/27/20.txt

1 line
419 B
Plaintext

\v 20 Ary gne lehiben'gne mpisorona sy ireo loholona nandresy lahatry gne vahoaky mba hangataky an'i Barabasy, ary hampamono an'i Jesosy. \v 21 Nagnotany andreo gne Governora hoe: " Ia amindreo roy gne tianareo halefako ho anareo?" Hoy indreo hoe: " Barabasy." \v 22 Pilato nizàka tamindreo hoe: " Ino e rokony ho aniko amin'i Jesosy izay angia hoe Kristy?" Indreo agnaby namaly hoe: " Fantsiho amè hazo fijalia Izy."