tkg_mat_text_reg/24/03.txt

1 line
428 B
Plaintext

\v 3 Raha nidoboky teo an-tendrombohitr'Oliva Izy, da nagnato anazy mangingina ireo mpianany ary nizàka hoe: " Ambaray anay, ovia ireo zavatry rehetra ireo gne hitranga? Ino gne famantatra gne fahatongavanao sy gne fara-andro?" \v 4 Namaly Jesosy ary nizàka andreo hoe: " Mitandrema mba tsy hisy hamitaky anareo." \v 5 Fa ho maro gne ho avy amè agnarako. Ary hizàka indreo hoe: " Iao gne Kristy" , ary maro gne ho voafitaky.