1 line
294 B
Plaintext
1 line
294 B
Plaintext
\v 1 Nijoso gne tempoly Jesosy ary lasa nandeha. Nagnato Anazy ireo mpianany mba hanoroana anazy gne rafitry gne tempoly. \v 2 Nefa namaly izy ary nizàka tamindreo hoe: " Tsy hitanareo ireo zavatry rehetra ireo? Zakaiko marina aminareo, tsy havela hisy vato hifapitikitry etoa ka tsy horàvà. |