|
\v 21 Da nagnato Petera ka nagnano hoe: "Zagnahariko, impiry moa gne hanotan'gne rahalahiko aminà, ka havelako izy? Mahatratry hatramin'gne fito? \v 22 Fa hoy Jesosy taminazy: " Tsy ambarako aminao hoe: " Hatramin'gne im-pito, fa hatramin'gne im-pito amby fitopolo. |