tkg_mat_text_reg/27/17.txt

1 line
435 B
Plaintext

\v 17 Ka raha tafavory gn'olo, da hoy i Pilato taminazy: " Iao me gne tianareo homeko anareo, Barabasy sa Jesosy, Izay hanigny hoe i Kristy?" \v 18 F'izy fatany fa fialogna gne nagnolorandreo anazy. \v 19 Ary raha nidoboky tamè fitsarà izy, gne vadiny gne nagniraky handeha aminazy ka nizâka hoe: " Tsy mana na ino na ino atao amin'ity lehilahy tsy magna-tsigny ity iao. Fa ory lôtry iao androany nohon'gne nofy azoko momba Anazy."