1 line
412 B
Plaintext
1 line
412 B
Plaintext
\v 29 Ary raha niala tao Jeriko izy, da nisy vahoaky betsaky nagnaraky an'i Jesosy. \v 30 Ary igny, nisy jamba roa lahy nidoboky teo amoron-dalà, ary rehefa reny fa i Jesosy gne mandalo, da nangaiky izy ka nagnano hoe: " Mamindrà fo aminay, ry Tompo, zanak'i Davida ô! \v 31 Ary gne vahoaky nizàka mafy anazy mba hangina, fa vao nagnato izy ka nagnano hoe: " Mamindrà fo aminay, ry Tompo, zanak'i Davida ô! |