tkg_mat_text_reg/20/05.txt

1 line
421 B
Plaintext

\v 5 Ary nijoso tamè ora fahenina sy fahasivy indraiky koa izy ka nagnano mitovy amin'izà koa. \v 6 Ary rehefa tokotry ho tamè ora fahiraika ambin'ny folo da nijoso izy ka nahita gne sasany nidoboky teo, da hoy izy taminy: " Nahoa anareo gne midoboky fotsiny etoa tontolon'andro?"\v 7 Hoy izy taminy: " Satria tsy nisy olo nagnakarama anay." Da hoy ralehilahy taminy: " Alao koa anareo megnagny amè tanim-boaloboky."