|
\v 32 Da nampangalan'gne tompony ralehilahy ka nozakainy hoe: '' Ry mpagnompo ratsy fagnà, efa nafoiko gne trosako rehetra taminao, satria nifona tamiko anao; \v 33 moa tsy tokony mba ho namindra fo tamè mpagnompo namanao koa anao mitovy amè namindrako fo taminao? |