|
\v 30 Nefa tsy nagneky izy fa lasa nampiditry anazy t'andragnomizy mandrapagnefany gne trosany. \v 31 Ary rehefa hitanareo mpagnompo namany izay efa tratry, da nalahelo mafy izy ka nandeha nagnambara tsara tamè tompony izay rehetra nagnamboara an'izà. |