tkg_mat_text_reg/12/26.txt

1 line
272 B
Plaintext

\v 26 Raha mamoky satana gne Sabata, da miady an-dragno izy. Akoignaia gne hijoroanè fanjaka am'izà? \v 27 Ary raha mangala gne devoly amign'agnaran'i Belgboba Aho, da amign'alalan'ia zany gn'androahanè zanakareo andreo? Noho izà antony izà da ho mpitsaranao indreo.