tkg_mat_text_reg/24/37.txt

1 line
419 B
Plaintext

\v 37 Mitovy tamè andron'i Noa, da mitovy amin'izà koa gne fiavian'gne Zanak'olo.\v 38 Fa mitovy tamin'ireo andro mialohan'gne safo-drano da nihinà sy nisotro indreo, nagnambady sy nampakary mandra-pahavin'ilay andro nidiran'i Noa tao agnatin'ilay Sambo fiara, \v 39 ary tsy nahafatatry na ino na ino indreo mandra-pahavin'gne safo-drano ka nandringany anazy rehetra- da mitovy amin'izà gne fihavian'gne zanak'olo.