|
\v 34 Fa rehefa rendreo Fariseo gne nampishinagn'i Jesosy gne Sadoseo, da nindray nivondrony indreo. \v 35 Gne raiky tamindreo, mpahay lalàgna, nametra-pagnotania taminy, nangala fagnà Anazy hoe: " \v 36 Ry mpampianatry, ia gne zakabe indrindra amè didy ao amè lalàgna?" |