1 line
311 B
Plaintext
1 line
311 B
Plaintext
\v 20 Hoy Jesosy tamindreo hoe: " An'ia ity sary sy agnara itiky? \v 21 Nizàka taminy indreo hoe: " An'i Kaisara." Avy eo Jesosy nizàka andreo hoe: " Omeo an'i Kaisara gne an'i Kaisara, ary an'Andrimanitry gnan'Andriamanitry." \v 22 Rehefa naharè izà indreo , da gaga. Ary niala teo Aminy indreo ka nandeha. |