tkg_mat_text_reg/03/01.txt

1 line
318 B
Plaintext

\v 1 Tamin'iza andro iza da nandeha nitory tagny anefitr'i Jodia i jaona mpagnano batisa magnano hoe: \v 2 ''mandignasa fa efa akeky gne fanjakane lagnitry. \v 3 '' Fa izy gne nozakain'Isaia mpaminy, magnao hoe: ''misy feo raiky mangaiky mafy agn'efitra agny hoe: ''amboaro gne lalanè Tompo, ampahitsio gne lalany.'''