tkg_mat_text_reg/24/26.txt

1 line
357 B
Plaintext

\v 26 Noho izà, raha magnambara anareo izy hoe: " Any an-efitry izy", da ka megnagny. 'Na hoe, any agnaty efitragno izy' da ka mino anizà. \v 27 Fa mitovy amè varangara izay mitselatry avy lata-tsignana ka mazava ka hatrany handrefa, da mitovy amin'izà gne fihavian'gne zanak'olo. \v 28 Na aia na aia misy biby maty, da any gne hiangonan'gne voromahery.