|
\v 4 Da nagniraky mpagnompo hafa koa izy ka nagnano hoe: " Zakay amin'gne efa voahasha hoe:' mandehana, fa efa voavôtry gne nahandroko. Efa voavono gne ombiko sy gne zanak'omby nafahiko, ka efa vonogny agnaby gne zava-drehetra. Mevia ao amè lanonam-pampakaram-bady."' |