tkg_mat_text_reg/28/18.txt

1 line
276 B
Plaintext

\v 18 Nagnato andreo Jesosy ka niresaky tamindreo ary nizàka hoe: " Efa nomena Anah gne fahefà rehetra any an-danitry sy gn'ety an-tany. \v 19 Ka mandehana ary ataovy tonga mpianatro gne firenen-drehetra. Ataovy batisa indreo am'gn' agnaran'i Ray, Zanaka, ary Fanahy Masina.