tkg_mat_text_reg/28/14.txt

1 line
189 B
Plaintext

\v 14 Ary raha misy mizàka an'izà amè governora, iahay da hampagneky anazy ka hagnano izay tsy hampagnino anareo. \v 15 Da nandray gne vola izy sady nagnano araky gne zakà nomeny anazy.