tkg_mat_text_reg/28/05.txt

1 line
431 B
Plaintext

\v 5 Gne anjely namaly sady nizàka tamine viavy hoe: " Ka matatry anareo, fa fantako i Jesosy, izay efa naisy tame hazo fijalia gne tadiavinareo. \v 6 Tsy atoa izy, fa efa nitsanga araky gne nozakainy. Avia, da iteo, fa tao gne natorian'i Tompo. \v 7 Ary mandehana malaky, da zakay ame mpianatriny fa efa nitsanga tamè maty izy; ary efa ho aloanareo ho agny Galilia Izy. Agny gne hahitanareo Anazy. Efa nizàka taminareo iao io."