tkg_mat_text_reg/27/57.txt

1 line
232 B
Plaintext

\v 57 Ary raha ariva gn'andro, da avy gne lehilahy manan-karena avy any Armatia, angia hoe Josefa, izay mpianatr'i Jesosy evakoa. \v 58 Nagnato an'i Pilato izy ary nangataky gne fatin'i Jesosy. Da nobaikon'i Pilato omè anazy izany.