tkg_mat_text_reg/27/54.txt

1 line
427 B
Plaintext

\v 54 Ary gne kapiteny sy gne fehiny, izay niamby an'i Jesosy, raha nahita gne horohoro tany izy amè raha hisy teo, da tena natahotry ka nizàka hoe: " Marigny datò fa zanak'Andriamanitry io lehilahy io." \v 55 Ary nisy viavy maro nitsinjo lavitry, izay nagnaraky an'i Jesosy hatragny Galilia ka magnompo anazy. \v 56 Isan'izà i Maria Magdalena sy Maria endrin'i Jakoba sy Josefa, ary gne endrindreo zanakalahin'i Zebedio.