tkg_mat_text_reg/27/27.txt

1 line
432 B
Plaintext

\v 27 Avy teo indreo miaramilan'gne governora nangala an'i Jesosy hegnagny an-dapa ary nanambatry ireo vondrona miaramila rehetra. \v 28 Nangala gne fitafiany indreo ary nampagnano akanjo jaky Anazy. \v 29 Nagnambôtry satro-boninahitry fantsy indreo ary nametraky izà tamè lohany, ary nametraky tehina teo amè tagn'ankavagna. Nandohaliky teo anatrehany indreo ary nagneso Anazy, nagnano hoe: " Akôraby, ry mpanjakan'gne Jiosy!"