tkg_mat_text_reg/26/73.txt

1 line
470 B
Plaintext

\v 73 Nonon'gne afaky kelikely da nagnato ireo izay nitsanga teo ary nizàka tamin'i Petera hoe: " Anao evakoa da tena raiky amindreo, fa gne fomba firesakao da miampanga anao." \v 74 Avy teo izy nanomboky namatry sy nitangè ka nagnano hoe: " Tsy fantatro izà lehilahy izà." Ary tselatsela teo da nagneno gn'akoho. \v 75 Tadidin'i Petera gne zakà nambaran'i Jesosy hoe: " Mbola tsy magneno akoho da handà Anah in-telo anao." Avy teo izy nijoso ary nitagny fatratry.