tkg_mat_text_reg/26/62.txt

1 line
484 B
Plaintext

\v 62 Nitsanga ilay mpisoronabe ka nagnano taminy hoe: " Tsy manan-kavaly Anao? Ino izà hiampangandreo Anao izà?" \v 63 Fa nishigny Jesosy. Hoy gne mpisoronabe taminy hoe: " Mandidy Anao amin'gne alalan'Andriamanitry velona iao, ambaray aminay raha Anao gne Kristy, Zanak'Andriamanitry." \v 64 Jesosy namaly anazy hoe: " Voalazanao." Fa ambarako aminareo, manomboky izao da ho hitanareo gne Zanak'Olo hidoboky eo an-tanà ankavanan'gne Hery, ary ho tonga eo amè rahon'gne lanitry."