tkg_mat_text_reg/26/57.txt

1 line
311 B
Plaintext

\v 57 Nindesindreo nisambotry Anazy tany amin'i Kaiafa mpisoronabe Jesosy, izay nivorian'ireo mpanora-dalàna sy loholona. \v 58 Fa Petera nagnaraky Anazy avy eny alavitry negnagny amè kianjan'gne mpisoronabe. Niditry tao agnatiny izy ary nidoboky niaraky tamindreo mpiandry raharaha mba hahita izay hiafarany.