tkg_mat_text_reg/26/51.txt

1 line
568 B
Plaintext

\v 51 Gne raiky tamindreo niaraky tamin'i Jesosy koa naninjitry gne tagnany avakoa, nagnatsoaky gne sabany, nikapa gne mpanompon'gne mpisoronabe, ary nangala gne sofiny. \v 52 Avy teo hoy Jesosy taminy hoe: " Apodio amè toerany gne sabatrao, fa indreo izay mandray sabatry da ho voiny amè sabatry. \v 53 Anareo izà mieritreritry fa tsy afaky mangaiky gne Raiko Iao, ary Izy da afaky mandefa ho Anahy tafik'Anjely mihoatry nohon' gne roa ambin'ny folo? \v 54 Fa hanigny akôry izà gne hahatanteraky gne Soratra Masina, izay magnambara fa tsy maintsy hitranga izà?"