tkg_mat_text_reg/26/47.txt

1 line
340 B
Plaintext

\v 47 Raha mbola nizàka Izy, da avy Jodasy, raiky amindreo roa ambin'ny folo. Nisy vahoaky maro tonga niaraky taminy avy amè lehiben'gne mpisorona sy ireo loholona. Tonga niaraky tamè sabatry sy langilangy indreo. \v 48 Ary nagnome famantara andreo ilay lehilahy hamadika an'i Jesosy, magnano hoe: " Izay horohako, gne Izy. Sambory Izy."