tkg_mat_text_reg/26/42.txt

1 line
349 B
Plaintext

\v 42 Mbola nandeha fanindroy Izy ary nivavaky. Hoy Izy hoe : " Ry Raiko, raha tsy azo esory ity fa tsy maintsy hosotroiko, da aoka gne sitraponao gne atao." \v 43 Ary raha vantany vao avy Izy, da nahita andreo natory indraiky, fa efa navesatry gne masondreo. \v 44 Ka niala andreo Izy, lasa ary nivavaky fanintelony, nagnambara ireo teny ireo avao.