tkg_mat_text_reg/26/39.txt

1 line
467 B
Plaintext

\v 39 Nishitaky kidy Izy, niondriky ary nivavaky. Hoy Izy hoe: " Ry Raiko, raha azo atao, da aoka esory aminà ity kapôky ity. Nefa, aoka tsy araky gne sitrapoko, fa gne sitraponao." \v 40 Nagnato e mpianatry Izy ary nahita andreo resin-tory, ka hoy Izy tamin'i Petera hoe: " Ino, tsy mahavita miambiny miaraky amiko da ora raiky avao aza anareo? \v 41 Miambena ary mivavaha mba tsy ho azon'gne fankam-pagnà anareo. Mety evao gne fagnà, fa gne nofotry gne malemy."