tkg_mat_text_reg/26/27.txt

1 line
381 B
Plaintext

\v 27 Ary nandray gne kapôky Izy, ka raha avy nisaotry, da natolotriny anazy ka naniny hoe: " indranominareo agnaby ity. \v 28 Fa itiky gne ràn'gne fanekem-pihavagna arotsaky ho an'gne maro ho famelan-keloky. \v 29 Fa zakaiko aminareo, fa tsy mba hindragno gne vokatry gne voaloboky esana Iao, mandra-pihavin'gne fisotroa vaovao hindraisako aminareo any amè fanjakan'gne Raiko."