tkg_mat_text_reg/26/20.txt

1 line
330 B
Plaintext

\v 20 Ary raha ariva gn'andro, da nidoboky nihina Izy izy amè mpianatriny roy ambin'ny folo lahy. \v 21 Ary raha mbola nihina izy, da hoy i Jesosy : " Zakaiko aminareo marina dato fa gne raiky fa gne raiky aminareo hamadiky anà. \v 22 Da nalahelo loatry indreo agnaby, ka samby nagnotany Anazy hoe: " Tsy iao mihitsy, ry Tompo?"