tkg_mat_text_reg/26/17.txt

1 line
460 B
Plaintext

\v 17 Tamin'gne andro voalohany fihinana gne mofo tsisy masirasira da nandeha tamin'i Jesosy gne mpianatry ka nizàka hoe: " Aia gne tianao hamboarinay hihinana gne Paska?" \v 18 Ary hoy izy: " Mandehana agny amè tanà misy an-dralehilahy, da izakay izy hoe: "Hoy gne mpampianatry: " Efa marigny gne fotoa, ka aminao atoa iao sy gne mpianatro hagnano gne Paska.''''' \v 19 Ary gne mpianatry da nagnano araky gne nampagnamboarin'i Jesosy, ka nagnano gne Paska.