tkg_mat_text_reg/26/12.txt

1 line
290 B
Plaintext

\v 12 Fa rehefa nandraraky izà menaky magnitry izà tamè vatako izy, da naniny ho an'gne fandevenà Anah izà. \v 13 Zakaiko marina aminareo, na aia na aia hitoria gne filazantsara eto amin'izao tontolo rehetra izao, izay nanin'ity vehivavy ity da ho zakay evakoa ho fahatsiarovà Anazy."