tkg_mat_text_reg/26/06.txt

1 line
389 B
Plaintext

\v 6 Ary Jesosy rehefa tao Betania tao an-dragnon'' Simona boka, \v 7 raha nidoboky nihina teo amè latabatry, da nisy viavy raiky nagna tavoara alabastara feno menaky lafo vidy nagnato Anazy, da nandraraky an'izà tamè lohany. \v 8 Fa rehefa hitandreo mpianany izà, da vignitry indreo ka nagnano hoe: " Ino gn'anton'izao fandania izao? \v 9 Afaky namidy lafo ary nome gne tsy manà io."