tkg_mat_text_reg/25/37.txt

1 line
438 B
Plaintext

\v 37 Ary ireo marina da hamaly sy hizàka hoe: 'Tompo, ovia iahay gne nahita Anao mosarè ka namahana Anao? Na ta-hindrano ka nampisotroinay? \v 38 Ovia Anao gne hitanay nivahiny ka nampandrosoanay? \v 39 Ovia iahay gne nahita Anao narary na tany am-ponja ka negnagny aminao? \v 40 Ary gne Mpanjaka namaly ka nizàka andreo hoe: " Zakaiko marina aminareo, izay naninareo tamin'ireny rahalahiko kidy indrindra ireny, da naninareo tamiko.'