tkg_mat_text_reg/25/34.txt

1 line
400 B
Plaintext

\v 34 Ary gne mpanjaka hizàka amindreo izay eo an-tagna ankavagnà hoe: " Avia, anareo izay notahian'gne Raiko, mandovà gne fanjakà izay efa voahomany ho anareo nanomboky gne namorogna an'izao tontolo izao. \v 35 Fa mosarè Iao da nomenareo sakafo; nivahiny Iao da nampandrosoinareo; \v 36 nikozy Iao da nampitafianareo; narary Iao nokarakarainareo; ary tany am-ponja Iao da negnagny Amiko anareo.