tkg_mat_text_reg/25/31.txt

1 line
376 B
Plaintext

\v 31 Ka rehefa tonga amè voninahiny gne Zanak'Olo sy gne anjely miaraky Aminy, da hidoboky eo amè seza fihandrihanan'gne voninahiny Izy. \v 32 Ary gne firenegny rehetra da hangoniny eo anatrehany, ary hanavaky gne olo raiky amin'iray hafa Izy, mitovy amè mpiandry ondry manavaky gne ondry amè osy. \v 33 Hametraky gne ondry ho eo ankavagnany izy, fa gne osy eo ankaviany.