tkg_mat_text_reg/25/28.txt

1 line
387 B
Plaintext

\v 28 Noho izà alaivo any aminy gne talenta ary omeo ho an'ilay mpanompo izay managny talenta folo izà. \v 29 Fa izay rehetra managny da homegny maromaro kokoa - mihoatry lavitry aza. Fa ho an'ireo izay tsy mana na ino na ino kosa, na izay anagnany aza da ho esory aminy. \v 30 Ario any amè mizy any ivelany gne mpanompo tsy mendriky, any gne misy gne fitomania sy gne fikitroha-nify.