tkg_mat_text_reg/25/26.txt

1 line
328 B
Plaintext

\v 26 Ary namaly anazy gne tompony ka nagnano taminy hoe: " Anao ry mpanompo ratsy sady malay, fantatrao fa iao da mijinja eny amin'izay tsy namafazako sy manangom-bokatry eny amin'izay tsy namboleko. \v 27 Noho izà da tokotry nomenao gne mpanjana-bola gne volako, ka rehefa nipody iao da nandray gne anah miaraky amè tombony.