tkg_mat_text_reg/25/10.txt

1 line
435 B
Plaintext

\v 10 Raha nandeha nivanga indreo, da avy gne mpampakatry, ary izay efa vonogny da niara-nandeha taminy ho ao amè fanasam-panambadia, ka nihidy gne vavahady. \v 11 Rehefa afaky izà da tonga koa ireo virijiny sasany ka nizàka hoe: ' Tompoko, Tompoko, mba vahao iahay'. \v 12 Fa namaly izy ka nizàka hoe: ' Zakaiko marina aminareo, tsy mahafantatry anareo iao.' \v 13 Ka noho izà mihambena, fa tsy fantatrareo gne andro na gne lera.