tkg_mat_text_reg/25/07.txt

1 line
349 B
Plaintext

\v 7 Avy teo nitrôtry ireo virijiny rehetra ka nandretry gne jirony. \v 8 Hoy ireo mola tamin'ireo manakagnà hoe: " Mba homeo kidikidy amè solikareo iahay fa efa ho faty gne jironay. \v 9 Fa namaly ireo hendry ka nizàka hoe: " Sao da tsy ho ampy ho anay sy ho anareo, fa mandehana kosa any amindreo mpivarotry ka mividiana ho an'gne tegnanareo."